Android

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Android dia mpandrindra milina ho an'ny findray ampiasaina amin'ny smartphone, solaitra, PDA ary famantaranandro marani-tsaina. Izy io dia mpandrindra milina open-source izay mampiasa ny voa Linux. Ny mpamoaka an'io mpandrindra milina io dia orinasa madinika nitovy anarana ary novidian'i Google tamin'ny 2005. Ankoatra ny findray dia ahitana an'i Android ireo fitaovana hafa toa ny fahitalavitra, famantaranandro famohazana, famantaranandro, radiô amin'ny fiara ary koa fiarakodia.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]